Entry (1/2) | 1 atsilo |
Root | 2 tsilo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mitsilo, manazava: Ilay jiro fanao am-paosy vaovao atsilo ny vahiny [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 atsilo |
Root | 10 tsilo |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 Entina mametaka, mampiraikitra toy ny amin' ny tsilo: Mividiana paingotra hatsilonao ireo sary ireo [1.1] |
Explanations in French |
13 ce qu'on épingle, ce qu'on fixe au tableau d'affichage [1.196] |
Morphology |
|
Anagrams | 18 atsilo, latsio, litsoa |
Updated on 2020/09/14 |