|
|
|
|

Entry1  hatsilo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra [1.13]
Explanations in French  4  acuité, intelligence [1.13]
Vocabulary  5  Philosophy

Updated on 2020/07/31