|
|
|
|

Entry1  atosika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra
Explanations in English  4  [1.7] to be pushed
Explanations in French  5  [1.3#734] Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants)
6  [1.8] qu'on pousse
Examples  7  [2.508#] Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra.
8  [2.332#] Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra.
Root  9  tosika
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word atosika

Anagrams  19  atakosi, atosika, atsaiko, atsakoy, atsiako, atsikao, atsokay, itsakoa, tsaikao

Updated on 2025/01/21