Entry | aretina tsy mampandry fangady | |
Elementary words | aretina ; tsy mampandry fangady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [1.1] | |
Explanations in French | Maladie qui cause une grande mortalité [...] [full text in 1.54] | |
Updated on 2023/11/20 |