|
|
|
|

Entry (1/2)1  aretina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana
4  Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina [1.1]
Explanations in English  5  sickness, illness [1.7]
Explanations in French  6  maladie [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13]
Examples  7  Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#]
8  Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#]
9  Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#]
Vocabulary  10  Health
Morphology 
11  Simple :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word aretina
Article  26  Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)27  aretina
Root  28  aritra
Part of speech  29  participle
Explanations in Malagasy  30  [1.1]
Explanations in French  31  qu'on endure, qu'on supporte [1.3#62]
Morphology 
32  Imperative :

Anagrams  33  aretina, aterina, ietrana

Updated on 2023/06/12