|
|
|
|

Entry1  arahabaina
Root  2  arahaba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy
5  Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany
6  Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao [1.1]
Explanations in English  7  to be congratulated [1.2, 1.7]
8  to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina. [1.2]
9  to be greeted [1.7]
Explanations in French  10  qu'on salue [1.3#58, 1.8]
11  qu'on félicite [1.8]
Examples  12  arahabaina, tonga soa eto Imerina [2.528#153]
13  Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? [2.996]
14  nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza [2.895#60]
15  Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana [2.356#217]
16  ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina [4.27#2008/12/08]
17  Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka [1.368]
18  harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Proverbs  23  Proverbs containing the word arahabaina

Anagrams  24  arahabaina, iarahabana

Updated on 2023/01/20