Entry | 1 apitrapitra |
Root | 2 pitrapitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany |
Explanations in French |
5 [1.3] à faire regarder tristement |
Examples |
6 [2.131] kosa ny maso no apitrapitra ny nify no sokitsokirina ary ny tany no tsotsofina 7 [2.996] Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |