Entry | 1 apetraka hisotro ronono |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany |
Elementary words | 4 apetraka, misotro, ronono |
Synonyms | 5 misotro ronono |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |