|
|
|
|

Entry1  antsikely
Elementary words  2  antsy, kely
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany
Explanations in French  5  [1.3] Petit couteau, canif, grattoir
Examples  6  [2.117#] antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho.
7  [2.436#] Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany.
Vocabulary  8  Tools
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word antsikely

Anagrams  11  antsikely, nitselika

Updated on 2025/01/21