Entry | 1 antsikely |
Elementary words | 2 antsy, kely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany [1.1] |
Explanations in French |
5 Petit couteau, canif, grattoir [1.3] |
Examples |
6 antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#] 7 Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. [2.436#] |
Vocabulary |
8 Tools |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word antsikely |
Updated on 2023/05/25 |