Entry | 1 antsakany sy andavany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin' ny lafiny rehetra, amin' ny sakany sy ny lavany: Nahavita an-tsakany sy an-davany ny adidiko amin' ireto kamboty ireto aho |
Examples |
4 [2.499] Mahatanteraha antsakany sy andavany izay nokendrena. 5 [2.356] Ary dia ho tanterahiny antsakany sy andavany rahatrizay ka tafaverina any Madagasikara izy. 6 [2.472] Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna an-tsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko |
Elementary words | 7 an-tsakany, an-davany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |