|
|
|
|

Entry1  antonontonony
Part of speech  2  adverb [Full list]
Examples  3  [2.332] Misy ngezabe, misy antonontonony.
4  [2.296] Ka he fa antonontonony tsy dia nisy tafahoatra taloha na ny fahantrana na ny harena.
5  [2.643] Antonontonony tamin' ny fivelomana avokoa izy rehetra, tsy misy sahirana na iray aza ary samy tokony ho afaka nanampy ahy tsara, raha tiany.
Proverbs  6  Proverbs containing the word antonontonony

Anagrams  7  antonontonony, tonontononina

Updated on 2025/01/21