Entry | 1 antoandro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1] |
Explanations in English |
4 Full day, broad daylight. [1.2] 5 full daylight, the daytime [1.7] |
Explanations in French |
6 le grand jour [1.3#54, 1.8, 1.6#125] 7 midi [1.6#125] 8 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415#6544] |
Examples |
9 ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38] 10 Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471] 11 Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324] 12 Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588] 13 Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134] |
Vocabulary |
14 Time |
Derivatives |
|
Other spellings | 17 atoandro |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word antoandro |
Updated on 2022/10/15 |