|
|
|
|

Entry1  antoandrobenanahary
Elementary words  2  antoandrobe, Nanahary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora)
Explanations in English  5  [1.7] daytime, the middle of the day
Explanations in French  6  [2.415#6546] Grand jour : de huit à dix heures du matin
7  [1.8] le grand jour
Examples  8  [2.356#] Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao.
9  [2.588#] Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo.
Vocabulary  10  Time
Synonyms  11  antoandrobe

Updated on 2024/12/10