|
|
|
|

Entry1  antenimieram-pirenena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna
Explanations in French  4  [1.5] assemblée nationale
Vocabulary  5  Politique
Elementary words  6  antenimiera, firenena
Titles  7  Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 (antenimieram-pirenena)
Literary works  8  Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Updated on 2025/04/19