Entry | 1 antaravelona |
Elementary words | 2 antara, velona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano |
Explanations in English |
5 [1.2] [velona, living.] Extremely cold. |
Examples |
6 [2.4#] raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy. 7 [2.528#] Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona! |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |