|
|
|
|

Entry1  an-keviny
Elementary words  2  hevitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny tokony na ny mety ho izy
Examples  5  [1.357#] ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray.
6  [1.123#] Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy.

Updated on 2024/12/07