Entry | 1 ankalazaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in English |
3 [1.2] to be glorified; to be reported as having done something bad |
Explanations in French |
4 [1.3, 1.5] qu'on glorifie, qu'on célèbre 5 [1.3] qu'on publie, qu'on remercie |
Examples |
6 [1.38] Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; 7 [1.3] Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) 8 [1.3] Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu 9 [4.12] 17 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany |
Root | 10 laza |
Morphology |
|
Anagrams | 15 ankalazaina, ankalazanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |