Entry | 1 ankalazaina |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in English |
4 to be glorified; to be reported as having done something bad [1.2] |
Explanations in French |
5 qu'on glorifie, qu'on célèbre [1.3, 1.5] 6 qu'on publie, qu'on remercie [1.3] |
Examples |
7 Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [1.38] 8 Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [1.3] 9 Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [1.3] 10 17 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [4.12] |
Morphology |
|
Updated on 2024/02/19 |