Entry | 1 ankabeazany |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay |
Explanations in French |
5 [1.5] grande quantité, majorité, la plupart |
Examples |
6 [1.38] Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. 7 [2.472] Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. 8 [2.471] Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. |
Morphology |
|
Other spellings | 10 ankabiazany |
Analogs | 11 ankamaroany, ankabetsahany |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |