Entry | 1 anjerimanontolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite |
Explanations in English |
4 [3.1] university |
Explanations in French |
5 [1.66] université |
Examples |
6 [4.27] Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. 7 [2.503] Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. |
Vocabulary |
8 Education |
Root | 9 jery, tontolo |
Synonyms | 10 oniversite |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |