Entry (1/2) | 1 anivon' ny riaka |
Elementary words | 2 anivo, riaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1] |
Explanations in English |
5 the whole island of Madagascar [1.2] |
Explanations in French |
6 au milieu des torrents ou de la mer 7 Madagascar [1.3] |
Titles |
|
Entry (2/2) | 9 Anivon' ny Riaka |
Elementary words | 10 anivon' ny riaka |
Part of speech | 11 name (newspaper) |
Vocabulary |
12 Publishers, newspapers |
Anagrams | 13 Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka, Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka |
Updated on 2024/01/22 |