Entry | 1 andro hafa |
Root | 2 andro, hafa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany |
Vocabulary |
5 Time |
Anagrams | 6 afandraho, andro hafa, handarofa, handraofa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |