Entry (1/2) | 1 Andringitra |
Elementary words | 2 ringitra |
Part of speech | 3 name (toponym) |
Explanations in Malagasy |
4 tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10] |
Explanations in French |
5 montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165] |
Vocabulary |
6 Geography: mountains, vales |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word Andringitra |
Tables and plates |
8 Full list |
Entry (2/2) | 9 Andringitra |
Elementary words | 10 ringitra |
Part of speech | 11 name (toponym) |
Explanations in Malagasy |
12 tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ... [1.10] |
Explanations in French |
13 (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres. L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts. Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.
|
Vocabulary |
14 Geography: mountains, vales |
Tables and plates |
15 Full list |
Illustrations |
|
Updated on 2023/08/07 |