|
|
|
|

Entry1  andininy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52
Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana
Explanations in English  4  [1.2] a verse. See dinika
5  [1.7] a verse or stanza; details
Explanations in French  6  [1.8] verset ; détails
Root  7  dinika

Anagrams  8  andininy, nadininy, nanidiny, nidinany

Updated on 2025/02/02