|
|
|
|

Entry1  andefasana
Root  2  lefa
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#395] Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un)
Examples  5  [2.470] tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama).
6  [2.472] Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba.
7  [2.117#] Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  andefana

Updated on 2024/12/12