|
|
|
|

Entry (1/3)1  andalana
Root  2  lalana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
5  Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
6  Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
7  Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1]
8  fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13]
Explanations in English  9  Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2]
Explanations in French  10  rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3]
11  ligne, vers [1.13]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adverbs :
Compound words 

Entry (2/3)24  an-dalana
Root  25  ana
Part of speech  26  adverb
Explanations in French  27  dans le chemin, en route [1.3]
Examples  28  Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
29  ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
30  Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Compound words 
Tables and plates  32  All the adverbs

Entry (3/3)33  andalana
Root  34  lala
Part of speech  35  relative verb
Explanations in French  36  [1.3#375]
Morphology 
37  Present :
38  Past :
39  Future :
40  Imperative :

Anagrams  41  alandana, an-dalana, andalana, alandana, an-dalana, andalana

Updated on 2023/06/15