|
|
|
|

Entry (1/2)1  anatrehana
Root  2  atrika
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy
Explanations in English  5  [1.2] before, in the presence of
Explanations in French  6  [1.3#37] en face, en prĂ©sence, devant
7  [1.5] devant
Examples  8  [2.245#] itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana;
9  [2.298#] Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana
10  [2.69#] O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny!

Entry (2/2)11  anatrehana
Root  12  atrika
Part of speech  13  relative verb
Explanations in English  14  [1.2]
Explanations in French  15  [1.3#66]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Proverbs  20  Proverbs containing the word anatrehana

Anagrams  21  anatrehana, hanaretana, hanaterana, naharetana

Updated on 2025/01/21