|
|
|
|

Entry (1/2)1  anarana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ 5  sokajinteny [1.1]6  iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Explanations in English  7  name [1.2, 1.7]8  appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Explanations in French  9  nom [1.8, 1.13]10  dénomination [1.13]
Morphology 
11  Simple :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  19  Proverbs containing the word anarana

Entry (2/2)20  Anarana
Part of speech  21  name (book title)
Elementary words  22  anarana
Author  23  Rapatsalahy Paul
Publishings  24  Edisiona Takariva, 1981. Height: 16cm. Width: 11.5cm. Pages: 20

Anagrams  25  Anarana, anarana, aranana, Anarana, anarana, aranana

Updated on 2024/08/16