Entry | 1 anakova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] [Provincial]
Petty princes |
Examples |
4 [2.508#] Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika. 5 [1.353#] Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka. |
Elementary words | 6 anaka, hova |
Compound words |
|
Anagrams | 8 anakova, avanako, avoakan, kavanao, naovaka, navoaka, vakoana, voanaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |