|
|
|
|

Entry1  ampongantsofina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson' ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan' ny rivotra voahetsiky ny feo amin' ny hozatra mankany amin' ny atidoha
Vocabulary  4  Biology
Elementary words  5  amponga, sofina

Updated on 2024/12/25