|
|
|
|

Entry1  ampitahaina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao
Explanations in English  4  [1.7] to be compared
Explanations in French  5  [1.8] qu'on compare
Examples  6  [2.245#] Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny?
Root  7  taha
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  ampitahaina, ampitahanay

Updated on 2025/01/21