Entry | 1 ampitahaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao |
Explanations in English |
4 [1.7] to be compared |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on compare |
Examples |
6 [2.245#] Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny? |
Root | 7 taha |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ampitahaina, ampitahanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |