|
|
|
|

Entry1  ampinga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona.
4  [1.13] fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy
Explanations in English  5  [1.2] a shield, a buckler.
6  [1.7] a shield
Explanations in French  7  [1.8] bouclier
8  [1.13] rondelle
Examples  9  [2.587#] fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro.
10  [2.59#] koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa.
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word ampinga
Article  24  Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly

Anagrams  25  ampinga, mapinga, mpangia, mpigana, paminga

Updated on 2025/01/21