|
|
|
|

Entry1  ampifandanjaina
Root  2  lanja
Part of speech  3  passive verb
Examples  4  Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/ [2.4]
5  Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2020/07/31