|
|
|
|

Entry1  ampiadina
Root  2  ady
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asaina miady
Examples  5  [1.437#] Any Anatirova no ampiadina.
6  [1.437#] Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina.
7  [2.472#] Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa!
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word ampiadina

Anagrams  13  ampiadian, ampiadina, nampiadia

Updated on 2025/01/21