|
|
|
|

Entry1  ampanonona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana)
Vocabulary  4  Literature: (in general)
Root  5  tonona
Other spellings  6  fampanonona
Analogs  7  ankamantatra, ankifidy

Anagrams  8  ampanonona, nanompanao, nanompoana

Updated on 2025/01/21