Entry | 1 ampanonona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) |
Vocabulary |
4 Literature: (in general) |
Root | 5 tonona |
Other spellings | 6 fampanonona |
Analogs | 7 ankamantatra, ankifidy |
Anagrams | 8 ampanonona, nanompanao, nanompoana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |