Entry | 1 ampahibemaso |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo. |
Explanations in English |
4 [1.2] publicly, openly A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra |
Elementary words | 5 fahitra, be, maso |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/26 |
![]() |