Entry (1/2) | 1 amena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny hebrio izay fahita amin' ny fiafaran' ny vavaka fanaon' ny kristianina, ka ny heviny dia hoe: Ho tanteraka anie izany [1.1] |
Examples |
4 Vita ny amena, dia tapitra ny ainy. [2.649] 5 Ary ravehivavy hanao hoe: amena, amena. [2.996] |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Titles |
|
Entry (2/2) | 8 Amena |
Elementary words | 9 amena |
Part of speech | 10 name (poem title) |
Vocabulary |
11 Literature: poems |
Author |
12 Raoely James |
Tables and plates |
13 Full list |
Anagrams | 14 Amena, amena, mañea, Amena, amena, mañea |
Updated on 2023/10/19 |