Entry (1/2) | 1 ambina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako 4 Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1] |
Explanations in English |
5 watch, guard, patrol. See andry [1.2] 6 a watch, a guard [1.7] |
Explanations in French |
7 action de garder, de surveiller [1.8] |
Examples |
8 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#313] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ambina |
Entry (2/2) | 15 ambina |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Zara tsara, vintana tsara [1.1] |
Explanations in English |
18 used in the following: amBInina#mg.pv, maNAMbina#mg.av [1.2] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/08/11 |