Entry (1/2) | 1 ambatra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] |
Explanations in English |
4 tongue-tied. [1.2] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 ambatrambatra |
Entry (2/2) | 10 ambatra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Betsimisaraka]
[1.78] |
Anagrams | 13 ambatra, matraba |
Updated on 2020/07/31 |