Entry | 1 Ambalanirana |
Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
Examples |
3 [2.508] Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga. 4 [2.508] Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |