|
|
|
|

Entry1  ambadiky Imanareza
Elementary words  2  ambadika, Imanareza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Explanations in French  5  convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3#798]
Examples  6  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
7  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
8  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Other spellings  9  ambadikimanareza

Updated on 2023/11/30