|
|
|
|

Entry1  ambadik' Imanareza
Elementary words  2  ambadika, Imanareza
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  jereo ambadiky Imanareza [1.1]
Examples  5  Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy! [2.944#]
6  Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry. [2.298#]
7  sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100 [1.123#]
8  Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina. [2.346#32]

Updated on 2023/11/27