Entry | 1 alika maty |
Elementary words | 2 alika, maty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [1.1] |
Updated on 2023/01/21 |