|
|
|
|

Entry1  alentika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany
Explanations in English  4  [1.7] to be sunk, to be submerged
Explanations in French  5  [1.8] qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans
Examples  6  [2.285#] Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady
7  [2.643#] Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany
Root  8  lentika
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  alentika, niletaka

Updated on 2025/01/21