|
|
|
|

Entry1  alaharo
Root  2  lahatra
Part of speech  3  imperative of passive verb alahatra [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.13]
Explanations in French  5  [1.3]
Examples  6  [1.3] Alaharo tsara ny tavoahangy (Rangez bien les bouteilles)
7  [2.4#] Tsy nisy " alaharo, alaharo " fa tonga dia velona ny tifitra totohondry.
8  [2.606] Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy.

Updated on 2024/12/10