Entry | 1 ala olana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] famahana tady mifadiditra fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Examples |
5 [2.472#] Ramasy no nahita ny alaolana. 6 [4.27#] Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. |
Elementary words | 7 ala, olana |
Synonyms | 8 ala rohana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |