|
|
|
|

Entry1  akorany
Root  2  akora
Part of speech  3  noun akora and pronoun
Explanations in Malagasy  4  fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [1.1]
5  zavatra tsy voahodina [1.13]
Explanations in English  6  a shell; a shell-fish
7  an emptied cocoon
8  a bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha
9  also a name for bullion [1.2]
Explanations in French  10  la coque d'une chose [1.3]
11  brut [1.13]
Vocabulary  12  Zoology: invertebrates

Updated on 2020/07/31